Hevitra mikasika ny sarin'i ainaheri

Miverina amin'ny sary

Hevitra

ainaheri 28/02/2008 12:36:27
rochenicole,atao akory fa mba vaky ny tsimbazaza anjoany ee lol
ainaheri 28/02/2008 12:37:05
glady,mandana alou fona ka hihi
AINA77 28/02/2008 12:41:36
ainaheri hihih
eto miaraka amla izy fa tara
ela ty ah hmm
ataony glady yy
fay eo ela fa aza ndrasana eo izy
de soloy fotsy ono iny solomaso iny hoy tsiafoy
masika be nge io zokinay io ee
aloalo 28/02/2008 14:50:29
Tonga d Midina zany ko !
ainaheri 28/02/2008 16:45:13
ekany,Tonga D Miakatra ndray rofaveo fa gratôsy
:-D:-D:-D
Veloo 28/02/2008 21:51:20
za wa mba gaga ry Aina77 hihihihi
Veloo 28/02/2008 21:51:38
tsy ita ela ooooo
infinity 02/03/2008 17:59:43
ptdrr!
badboy 16/03/2008 14:05:36
zay vao azoko le antony tsy nisehoana atrizay lol

Ajouter un commentaire

Midira aloha
mg