Hevitra mikasika ny sarin'i ainaheri

Miverina amin'ny sary

Hevitra

miranata 10/03/2008 17:16:24
hahaha,otr'reny cow boy tsisy cheval zany toi eto ry ainaheri
tsiafoi1 10/03/2008 17:20:43
Ramilisona very
malabary leity e!
rochenicole 10/03/2008 18:30:35
ary toi nga manana art malagasy fa milay be
ainaheri 10/03/2008 17:43:02
miranata> io ny Ramilison
moderna aminy ko :-D:lol:

tsiafoi1>ngah malabary fotsiny,niaraka @ sigara
very aby
Veloo 10/03/2008 17:44:38
afa kely ndray ity kle hihihihi
ainaheri 11/03/2008 07:39:56
in ndray ny tsy mitovy ry
Veloo a ,efa we nanao Ramilison za teo hihi
lazounet 10/03/2008 19:41:59
Gasy ka bôgany é
ainaheri 10/03/2008 21:05:18
veloo>zany v,ny eo iany no eo ko hihi

lazounet>aoka nama a hihi
Veloo 12/03/2008 03:41:05
hahahhaha
ainaheri 12/03/2008 06:40:10
imezan'là fotsiny klé hihi

Ajouter un commentaire

Midira aloha
mg