Hevitra mikasika ny sarin'i ainaheri
Miverina amin'ny sary
Hevitra

eo de be zesita ratsy eo hihihihihih

hoy : "36. ainaheri : 24/06/2008 16:40:07
Nan tsy mizesta zany, fa mba miseo ho hitan'ny oul ka"
Bravo rise an :-), asehoy foana e ho hitan'olona rise an ;-) :-*
Bozy faly mahita ny sarin'i ainaheri tsara tarehy lol ;-) :-p maso mijery fotsiny e hihihihi

mirianah>> eka ouziny :-P

I think this young man deserves something far

ary napitovy tsika, le ambaniny ihany no samy hafa ny lokony!!
satroka mena, ny soloma, ary ny ambonin-akanjo fotsy humm

tess marina izany!!
sady makamaka no mipozipozy

be zesta be nareo zany an!

ainahery io ndray lety fa tsy hanoro
eo ary iny kaskety iny hakako sary fotsiny de meko iany ee

AINA77>> Drayyyy elĂ ndray ve no anontaniana an'zany ee

Mimisimply>> haingana marina lol