Hevitra mikasika ny sarin'i ainaheri

Miverina amin'ny sary

Hevitra

ainaheri 14/10/2008 13:56:13
sakaizakely>>mandalova kely fotsiny mou ee lol
ssendra 14/10/2008 00:11:54
fa hoe ny ensemble wa! ny capuchon ny pataloha fotsy ny satroka ny solomaso fotsy ny fipetraka retra retra izay no raitra aminy hihihi mazava????
ainaheri 14/10/2008 13:54:51
sitlo>> mbola tsy voapetaka ilay soratra zama fa mba apindramo sitilo any alou :-D:lol:
ainaheri 13/10/2008 21:35:38
ssendra>> hihihi raitra angah lol
ainaheri 13/10/2008 21:37:01
AINA77>> Tsy voatsikiliko tsara lesy fa manao gé d limiera zany ilay sary a =))=))=))
AINA77 13/10/2008 19:57:56
iza ndray zao tsikilivanlà eo i ssendra eo ambony v hihihih=))
ainaheri 13/10/2008 23:40:51
Hay ve lay satroka penjy ee:)
mirianah 14/10/2008 13:51:18
ainaheri> loll bitsibitsio anah oe ilay mahafinaritra anao ao :)
Aino 14/10/2008 16:34:26
tena nitotona teo marina izy de mody hoe mipetraka na mangarangarana any sakaizakely!
ssendra 13/10/2008 23:22:25
ka uµilay ensemble nlay mbala rehetra no maha raitra azy miaraka am satroka penjy :-p

Ajouter un commentaire

Midira aloha
mg