Hevitra mikasika ny sarin'i ainaheri

Miverina amin'ny sary

Hevitra

ssendra 13/10/2008 19:12:08
he he! io ndray lay sary raitra be anç!
sakaizakely 14/10/2008 12:12:48
de mahatazana be ve zany mitsikilo zany klou e ? ;D
sakaizakely 14/10/2008 15:58:52
efa nandalo za fa tsy hitanao, enao variana be tam le bonbon :-D :-
ainaheri 14/10/2008 16:51:51
sakaizakely>>Miverena mandalo ndray ho tsikoloviko ary ee hihihi
ainaheri 14/10/2008 16:54:13
Aino>>Mety hoe izany kou an lol,Nareo tsy hita akory nanotra hihihi
Aino 14/10/2008 17:58:26
ka elah anie tsy nilaza ankory ee!
ainaheri 14/10/2008 18:05:13
Aino>> io zao za milaza :-P
Aino 14/10/2008 18:05:46
eo fa horiko aza eh!! na dia tsy mahay aza :-p
ainaheri 14/10/2008 18:12:45
Aino>>Melsi na virtoaly aza lol

Ajouter un commentaire

Midira aloha
mg