Hevitra mikasika ny sarin'i ainaheri

Miverina amin'ny sary

Hevitra

ainaheri 15/10/2008 19:36:42
nacl>>Za tsy maita lazaina fa i vale mapmé io hihihihi
Aino 15/10/2008 21:15:03
e! ô ramose ah, mbola tsy nalohanao anie ny vidin'ilay satroka eh!:lol:
ainaheri 15/10/2008 21:29:01
ssendra>>F'aona no godro ny lohalika??:-D:-D:-D
ainaheri 15/10/2008 21:29:33
Aino>> Azafady demozely fa za manoatra fotsiny a hihihi
fijo 15/10/2008 23:54:25
efa ho deba koa ialahy ity an,ny deba any amintsika toa manao satroka toa io aby ko
vale 16/10/2008 00:43:37
ainaheri: :-D :-D ....de mitsangatsangana kely indray lo! :lol:
ainaheri 16/10/2008 07:57:03
fijo>> :-D:-D:-D Enga ho tanteraka tkou anie zany hihihi
ainaheri 16/10/2008 07:57:51
vale>>mandé rery fona kou hihihi
sakaizakely 16/10/2008 13:04:37
draiss, ni shoping niaraka tamin'iza njay mou ra aina teo ? eo am rayon vhv io an, ireo fehikibo mavokely reo :-P :-P :-P
ainaheri 16/10/2008 14:32:21
petitesakaiza>>Pôvre d mwa:) Iza no mba hiarak'amiko eo??

Ilay akaikiko an'ny joba f'ilay aorinako andahy

Ajouter un commentaire

Midira aloha
mg