Hevitra mikasika ny sarin'i ainaheri

Miverina amin'ny sary

Hevitra

ail 03/11/2008 23:04:07
vale io ve no anaovan-dry barbacu tsy lany atao kitay na miara mirehatra ao dol @io lobolobo kely maina be io!
vale 03/11/2008 15:52:34
za mpihinana ka! :-P :-P hummmmm, miam, miam, tiko mihintsy ny ahy raha vao resaka à la braise io!:°)
vale 03/11/2008 14:19:53
hummmm, izany koa izao no tsara rehefa été a, hanaovana barbecue, :-D:-D:oops:
vale 02/11/2008 22:16:17
waowwww, in izany canard sauvage ve?! miam! haha
ftlozy 02/11/2008 22:17:45
avy nanin tao anatin io tran kely io to!! hmmm
ainaheri 02/11/2008 22:20:13
vale>> Zay manidina retra ka lol
ainaheri 02/11/2008 22:23:26
ftlozy>> Nitsikilo oe firy ny matin-dry lerony lol
vale 02/11/2008 23:18:58
ainaheri: ay ve e, hihihihihi
ainaheri 03/11/2008 06:30:43
vale>> Ny Palombes betsaka any ny tena marina sady ftonany zao
ainaheri 03/11/2008 16:01:37
ra hiady ihinana doli zany d iza no anatono azy?? hihihi

Ajouter un commentaire

Midira aloha
mg