Hevitra mikasika ny sarin'i ainaheri

Miverina amin'ny sary

Hevitra

Aino 07/01/2009 17:00:03
hafa indray izany girisagirisa ny ainaheri ny loha no lasa aloha izany.
ainaheri 07/01/2009 17:04:20
Aino>> io lay mikaratsakaratsaka an'
alan'akondro aminy kou:-P
sakaizakely 07/01/2009 17:30:25
otran'ny anjely latsaka antany le oul migorisarisa hihi
heidi 07/01/2009 18:49:15
ouàjayyyy rtony ity nareo otran'ny tsy mahalala mangitsy amity -15°c ITY
vale 07/01/2009 22:39:05
hihihi, sodé miaraka mivaingana aminao eo koa zah kou! lol
ainaheri 07/01/2009 20:26:33
sakaiza>>tsy latsaka antany ,fa nifotetaka hihi
ainaheri 07/01/2009 20:27:28
heidi>>nikohaka avy teo,f'enao ngah aona hihihi
vale 07/01/2009 20:52:13
héeeeeeeee, mitsangàna teo fa in arty!!! lol
ainaheri 07/01/2009 21:09:21
vale>> nenjera d tsisy napitsangana,ao za aremo fa mivaingana doli ny retra² lol
heidi 07/01/2009 23:12:49
nanao wazy kosa alou tamity ny ririnina e!

Ajouter un commentaire

Midira aloha
mg