Hevitra mikasika ny sarin'i volana1

Miverina amin'ny sary

Hevitra

kotla 08/04/2009 08:50:08
volana1: hay enao mampindrana ihany ho an'zay tsy manana? hii!sa mampanandrana kely kosa ngamba no izy e! misy anie mantsy ny tsy mamerina reeefa ampindramina e, ka sao ho lany unités eo enao hanao ALLO ALLO!(milaibe hahah!)
kotla 08/04/2009 08:52:14
milaibe a, efa mitady hivadika nt tantara eto @ sary zany fa manomboka miafona kely aoriana le akama zany an!efa hitako hanomana finday hanao ALLO ALLO lery zany fa mitady enjana ny findramana partenaire lazain'i volana eto!
milaibe 08/04/2009 08:53:02
=)) toa hisy tratran'ny ALLO ALLO marina ato zany raha izao klé
sarobidy 08/04/2009 09:18:53
Mirananirina: manana a kah, draiii manana tsara mits :p
volana1 09/04/2009 10:46:15
Azafady fa lasa kely za dia tsy nahavaly fa asakasak'izay ampidramina nefa maka tanteraka koa ! hihihi
Tess : ary fantatrao i mpaoly zany an !
volana1 29/09/2009 18:02:06
lol
Logan89 24/11/2009 13:34:02
zah koa mahafantara an'i mpaoly hihihi lol

Ajouter un commentaire

Midira aloha
mg