Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 377
Miverina amin'ny tahirintsary
Izahay mianaka :-)

Hevitra

1. sakaizakely 14/06/2006 05:24:15
Antsonalé e ! Matifatifa ny zanak'i dada an !
2. mirambola 18/07/2006 16:51:08
dia dadan"i navela mihintsy lay piso kely
3. vale 06/09/2006 19:49:48
Antsôoo!! mahafatifaty be nareo mianaka!!
4. rakaroka 13/04/2007 20:20:59
Nnnnnts^ooo , mahafatifafy ery ianareo mianaka!
5. rhina 03/07/2007 15:34:56
dia tena ita mihintsy hoe gasy. @ le tongotra kely tsy mikapa. sad tena dadako any zany!!!
6. arialy 26/10/2009 16:19:07
non kosa é, tdy i aina kely io :p efa lehibebe kosa io é ;-)
7. hery 26/10/2009 16:22:10
loll cousine-n'i Aina io ka. Fa mianaka foana izahay ka.

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg