Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 269
Miverina amin'ny tahirintsary
be zesta tsss

Hevitra

1. vale 06/09/2006 19:41:27
hihihi! aza be zesta eo 'nao sefo an!:wink:
2. soanja 18/09/2006 07:53:04
Izao tokoa ny tena hoe tsiky de ampy ry hery! mahafinaritra tanteraka.
3. salmo 05/12/2006 01:20:47
zao ve no tena still ingahy rehefa maka sary?
4. 08051972 27/02/2007 18:39:35
ece que tu sais que tu est vraimen moche?
5. 08051972 27/02/2007 18:41:05
aza be style fa bola tsy o point
6. karinah 08/04/2007 02:57:01
:-D
7. Darlin 22/10/2007 11:36:24
hihihi marina izany fa dia Tsiky d ampy e! sûr foana
8. Ryana 25/04/2008 20:15:18
Mankasitraka izahay ê! Na dia somary manjavozavo aza ny sary... Soa fa "Tsiky dia ampy".
Ryana
9. Levy 25/04/2008 21:07:01
Ilay raika lahy fantatro izay (Hs)efa sola, nefa ny akama mbola be volo!

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg