Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 251
Miverina amin'ny tahirintsary
Tsiky dia hena

Hevitra

Hevitra taloha
13. kally 09/05/2006 06:32:45
Misy olona dia tsara vintana mihitsy kah!ohatran'itony sefo itony, mitono hena sy mitsiky no tena lahasany raha ny sary no jerena, mbĂ´ marina!!
14. Samoana 09/05/2006 09:50:34
Aseho tsara mihintsy hoe mbola ahakaikitra hena tsara ny nify a! hihi
15. yonikafopl 09/05/2006 15:45:12
henoko hatraty le fofony mampilendalenda be, mba omeo kely a eeeee
16. parazy 11/05/2006 02:39:46
ahoana ilay hoe tsiky de hena! miaraka mitsiky @hena ve hi!hi!ih! lol
17. Aino 13/05/2006 08:11:55
hahahah iny indray ry hery no tsy hitako ilay tsiky de hena!!
18. pissoa 17/05/2006 14:38:35
Hihihi, tsiky de hena :-D:-D
19. Liga 23/05/2006 02:49:29
ty le hena mitampihavanana marina, ka de zarazarao samy hanana e!!!
20. rurik 29/05/2006 09:30:56
hum tena matssiro ery izy zany na dia tys nandramako aza hi hi hi
sady miaraka@tsiky dia ampy .
21. vale 04/06/2006 16:13:31
ihihih, Hery, gilady izy izany!! miam,miam,miam,miam!!
22. fraz 29/06/2006 09:21:12
Tsiky dia hena :) :)

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg