Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 279
Miverina amin'ny tahirintsary
Sary nalaina omaly tany amin'ny Farihin'i Bracciano

Hevitra

Hevitra taloha
18. Zina 13/07/2006 22:56:22
ary to misy oreole eo ambonin'ny lohan'i hery? Masinda-hery angaha? hahahaha
19. Aino 14/07/2006 14:29:55
Zina efa izay no masinda-hery ny serasera.

hery lol :-D nampitahaina any lee ariii ve?.
20. hery 16/07/2006 06:46:23
Zina> Jerevo tsara kalou le sary k'le. Toa tsy mahita n'in n'in aho. Anontanio olona hafa sao de ny masonareo no manjavona :-)
21. pissoa 17/07/2006 02:44:56
Hihihi, ka rehefa mitraka mijery i Hery dia mihetsika koa le izy de ts'hitanao kou :roll::-D
Fa zah koo aloo mahita e ... Md Hery :-D
22. hery 19/07/2006 20:04:01
oups... hay ve io e. Zay vao azoko ny nolazainareo. lol
effet optika io e
23. Tokinao 23/07/2006 04:33:31
ity no "webmaster" malalako tiako sy ankasitrahiko. hihihi
24. Zina 25/07/2006 10:24:13
o ry hery angaha tsy azo esorina io effet optika io .. tsy ratsy aloha ilay izy e hahahaha

Pissoa ie zay mihitsy hihihihi
25. simplex 30/07/2006 11:47:27
hay ve mahazo milomano any an-danitra ee :-D
26. fasaly 20/08/2006 14:23:56
io ve lay lac nilalavantsika iny ry hery?????:wink:
27. fasaly 20/08/2006 14:24:30
manembina be sahady zany zahay kou! tsssss...

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg