Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 338
Miverina amin'ny tahirintsary
Parisy Fety de laozy :-) io ihany no mba zakako fa ny hafa mahafanina ahy lolll

Hevitra

Hevitra taloha
3. sarobidy 19/07/2006 02:44:19
tsara kah,mafinaritra,tsisy kianina.
4. nanoukely 19/07/2006 04:52:12
ojyyyy ary to milingilingy lol
5. booboo 19/07/2006 06:01:29
hihihihi io ve ilay ohatra mi-saute saute beee zany rehefa miodina ? ary ilay alatsaka tatazana @ filet iny angaha tsy nataonao ? nefa nilay beeeeeeeeeee hihihihihi
6. hery 19/07/2006 10:56:40
tamin'io aza aho efa saika nandoa kou lolll
Efa sady mandoa vola ve no mbola hidegoba koa tsss
7. rrasoa 19/07/2006 14:15:09
tena maka tsirony be mitsy !!!!!! ohatry ny henoko eto le feokiran'i dôrsa groupy sy le mpanosika sôvaly diboà
8. kally 19/07/2006 14:19:11
Eny ho'a! mba nisy hira namelan-kafatra ve teo ry sefo sa dia ahoana fotsiny? Aleo aloha hijanona tsara ny soavalihazontsika vao midina an!
9. hery 19/07/2006 20:02:52
Ieee, ny hira teo ilay hoe "Noheverinao angaha fa ronono salsa :-)"

10. sipagasy 20/07/2006 08:06:48
mmhhh io izany ilay hoe dony tapany saika "handoa"erany???
11. vale 25/07/2006 20:55:08
kally, hery> mampatsiahy ny fahazazana koa nareo izany, hihi
kally> tadidindry ve charleva? ihihihi! manja ny sary hery a!!
12. ikalamako 26/07/2007 00:48:20
hita be hoe mbola teo am-piaingana le izy dia mbola mitsiky i hery, lol. Tokony nandrasana ilay ianao latsaka izay tsy tokony hilatsaka iny no nalaina sary koh !

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg