Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 275
Miverina amin'ny tahirintsary
Mizaka ny tsy eran'ny aina :-) (Strasbourg ambanivohitra)

Hevitra

1. lost 28/07/2006 12:31:20
zao zany lay hira we "batao lay vy be" :lol: hay mo vatobe
2. bellagasy 28/07/2006 17:21:42
Io vato ngeza-be io ve dia hozaka eh!!!!!!
3. Aino 30/07/2006 05:03:50
ampina ve ra Hery ah!!
4. fasaly 30/07/2006 08:39:57
tandremo ihany sao fola damosina ary an,,,
5. titan 08/08/2006 13:07:16
aza dia mijanona eo ela loatra sao mivadika zavatra hafa an
6. menalamba 07/09/2007 15:45:48
Obelix ihany no mahazaka @ io ,na mila ilay tambavy io vao zaka é...!!
7. lanto 07/09/2007 15:56:52
Hay ve mbola tsy voaongotra foana ity vato e ? :-D
8. hery 25/01/2008 15:03:19
lanto> :-p Zah rery ve kou
9. nikko 01/02/2011 14:03:11
andeh handatsabato v?

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg