Tahirintsarin'i hery -
Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 364
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 364
Andraso kely...
Miverina amin'ny tahirintsary

Avy ny orana kanefa zah mba nandeha antongotra lavitra be... dia manao stop traktera fa hody.
ndriiy! toa nitsoitsoy kely nampalahelo!!!!!!
Gayy simba ny bogosité :-)
mahereza re e!!
ngaha tsy nahita an'i modestine
fijo:hihihihi! ataon'i modestine masaka eo fa....
taxi ! psssst pssst ho etsy @serasera azafady
uehh traktera mantsy eh ! lol
aza be style eo fa masssssssssssssssp!
Hihihi - manjoretsa kely