Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 312
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

Hevitra taloha
18. the 08/10/2006 17:18:18
Miarahaba an'i Hery ,nahoana no tsy asiana fihaonana ho an'nizay monina aty ITALIE?. Misaotra...
19. RAILOVY 10/10/2006 12:28:29
merci ra hery ny @ ty site ty fa tena milay a. tohizo fa tsara e!
20. loula 10/10/2006 18:06:18
Misaotra betsaka an'i Hery, fa raha tsy nisy an'ity serasera ity a! tsy mba afaka nifandray t@ ireo namana teto antoerana sy ny tany ivelany zah.
21. spot 25/10/2006 12:13:32
Torana be @ilay sarinao mihintsy oah zah! Bogosy be kosa izany sary izany ah! . Mandainga aloha izay milaza fa tsy potika @izao bogosité izao eh!.
22. despres 18/12/2006 20:08:00
ary hery kay mbola jeune an
23. sakaizakely 23/02/2007 15:25:28
sexy boy le gasy ka manja an ! tandremo ary sao maniry faka eo @ fefy eo...
24. karinah 23/03/2007 15:01:32
na vale.
Herjy> ianao angha tsy mba pihaino ny hiran'i Remy e.
25. dziana 09/07/2008 16:52:54
merci 1000 fois
de aza tohanana le fefy fa tsy mianjera nge io e;vizana eo ianao!
26. dziana 09/07/2008 16:54:14
Merci 1000 fois
De aza tohanana mafy le fefy fa tsy mianjera nge io e;enao ndray no vizana eo!
27. jobamilay 25/11/2008 00:52:10
io ilay tamboho fa foana ....niangonan'ny vovoka ela.. milay e! andeha tadiavoko any lille io toerana io lol

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg