Tahirintsarin'i hery -
Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 240
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 240
Andraso kely...
Miverina amin'ny tahirintsary

Fantatra hoe zah ve?
tena ilay tompo-toerana io cavalière manafain'enjika io sa....hhhmmmm!!
tokony mba nampiseho ny sarin'ny vadinao sa sipanao? mba ho itanay
mangirana be lay molotra fa nasina gloss ngah???:toll:
Zina> ny sariko aloha no asehoko fa ny an'ny hafa aleo izy hampiseho azy e :-)
fasaly> gloss natoraly
Poun> ilay tompontoerana io... :-) Efa tsy hitanareo rahateo
afinjafinjao, ampianaro zay fa tsy d mahay lotra, surtt refa le lasa speed b le izy ou là :-D
hery a tsy mety kosa zany kooooo...tokony naka sary irery zany ianao :-)
tapaka ny tsinaiko @ le we lava volo :-D
Hummm hafa ihany deba a!!! kiss mamy be de za koa mahafantatra ilay andriambavilanitra ooo! bisou mamy be ho azy
Tena niova marina! T@le gel sy ilay... Lokomena =)) :-p