Tahirintsarin'i hery -
Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 329
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 329
Andraso kely...
Miverina amin'ny tahirintsary

Tsiky dia ampy... na mikandra aza
mampitsiky le kandra fa mampanongombolo koa a !
:-D mampmé lay tsikera
mr hery?ary hono woa , fa za angamba tsy de mahita aloha fa tsy hitako tsara le sary!!!merci an
luciana5> Tsindrio ilay hoe Sary lehibe kou
kelly13> ny sariko hafa rehetra sary am'zao daholo
razoky...razoky!....masakéééé!
le nanao deguisement style drague queen v? hihihi, scherzo!!!
kikou .. delocalisenan'i Hery any Inde ny serasera .. de lasa manao 'sariii ' izy
mba kandra decontract kosa izy izany, milay an !
jerijereo matetika ihany ny volo r hery sao dmiitsana fa ny ansanareo mantsy otran manitsana volo zany
ndrao sola vatony eo !!!!!
hiiii!!!
tadidiko ity sary ity! tamin'i hery vao nanokatra ny takila rehetra teto amin'ny serasera ... :)