Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 666
Miverina amin'ny tahirintsary
Pisa Italia (Tamin'izaho nipetraka tany Italia)

Hevitra

Hevitra taloha
6. kelly13 02/04/2007 18:36:43
ary nanainn ary tsy ilay tour no notohananao fa io anakiray io? hirodana eo mou io tour io kou :p
7. kelly13 02/04/2007 18:37:11
nanainn=naninn
8. fasaly 02/04/2007 20:05:10
ka ny rahona mitady ho rotsaka ny orana kou aiza no tsy ho maizina???
9. kally 02/04/2007 21:32:59
Tsy mahalala mitondra jiro na arendrina ve ka aiza no tsy ho maizina!
10. ftma 02/04/2007 22:33:42
ary toa lasa nahitsy ny tour de pisa? mba naka sary teo ihany za fa tsy voahitsiko :)
11. fehno 02/04/2007 23:25:18
efa nandalovako zany toerana zany an!
12. fijo 04/04/2007 00:09:06
za koa efa naika hanintsy an'io,fa natahotra ny papa de navelako teo
13. simplex 04/04/2007 00:45:16
ary efa nahitsin'i superman io fa ahoana no toa mbola mitongilana ihany :-w
14. vale 07/04/2007 17:20:13
Hery> hay moa, efa any dago?..
15. karinah 04/06/2007 15:19:34
fijo: lol

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg