Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 256
Miverina amin'ny tahirintsary
Rehefa tsy manamboatra serasera dia mi-chôme

Hevitra

1. sipagasy 02/04/2007 10:41:16
velombelom-bolo mitovy @ zava-boahary ianao izany e!
2. dadie 02/04/2007 13:00:20
mahafinaritra ka ,saingy naninona no d naka sisiny b enao zany mipetraka lol...
3. Samoana 02/04/2007 16:39:42
miandry masaka fotsiny izany !!!
4. karinah 02/04/2007 18:27:56
:-D :-D Samoana!
5. fasaly 02/04/2007 20:06:06
ary otran'ny efa nitingitingina teny am terasy teny aho mariné! aiza lay vonikazo mimozà amzao:-p
6. infinity 06/04/2007 02:41:45
Aona indray ity miandry voankazo ho masaka ity e..lol!
7. sakaizakely 05/05/2007 11:32:43
mba andefaso voasary makirana kely hihinanako le enditrondroko ato hoe azafady
8. hery 04/01/2010 10:10:16
Hafahafa mihitsy itony voasary makirana maniry anaty tavy itony :-)

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg