Tahirintsarin'i bilakarenjy -
Nampidirin'i : bilakarenjy
Tahirintsary: Tahirintsarin'i bilakarenjy
Nampidirina ny : 02/10/2009 02:01:39
Nitsidika : 665
Tahirintsary: Tahirintsarin'i bilakarenjy
Nampidirina ny : 02/10/2009 02:01:39
Nitsidika : 665
Andraso kely...
Miverina amin'ny tahirintsary

f'any djaboana tany suarez ny sambo a!
mitady anao ao anaty sambo aho fatsy nahita
aiza enao tokoa e! fa tsara kosa lay sambo an!
o ry bila aiza re ianao e!!!!!!!!!! Biz mamy aky a.
ao anatin'io sambo io za fa kely de tsy hitan'ny olona e!.
hitako iany ka. Ilay manao kasikety ve?. ka za sahirana mijery an'le olona ety ambany.Zatovo tsara aloha e.
tsy diso fijery ianao ka .Mbola tadidy ihany ny kofa na de somary efa mahazohazo taona aza an!
tonga dia ita kosa e io @ siiisiiiin'io izy ka
ary ianao kosa tonga dia nahita an! ,nefa za somary naka sisiny ihany .