Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 288
Miverina amin'ny tahirintsary
Andraikiba 2007

Hevitra

Hevitra taloha
7. valie 24/11/2007 18:34:33
hafa iany ny any am tanana e!mlay dago e!
8. karinah 24/11/2007 18:57:47
Hery: merci am sary รด!! :-)
9. tsiafoi1 26/11/2007 07:21:32
Le Hery de tonga @'ny tanana de tsary nivily akory iii!
10. fiaritiana 26/11/2007 12:47:02
tsara be ny coucher d soleil!
11. la 26/11/2007 16:35:34
mena masoandro zany an!!!
12. achrafhanna 03/02/2008 10:42:38
zah nieritreritra we,ho tonga ny farandro refa hoatr'izao ny faravodilanitra hi hi hi
13. oliviah 06/04/2008 14:15:20
faly mafantatra an'i hery i oliviah.
14. oliviah 06/04/2008 14:17:34
oway za koa tiabe ny Andraikiba
15. oliviah 06/04/2008 14:18:49
arivariva mena masoandro marina
16. sylvoalias 06/06/2010 09:09:36
Masoandro maty no mampalahelo...

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg