Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 292
Miverina amin'ny tahirintsary
Nihira ihany na tsy mimoza aza no natao.

Hevitra

Hevitra taloha
8. Valala 28/11/2007 11:11:26
hay ve i sefo koa mahay mihira e!
9. titihh 20/12/2007 23:27:48
hihihihi ô 'ry hery ah !! dadafaran'i aino hono lé mitendry io !! tratra ko io 'zay mdrrrrr
10. nihary 25/12/2007 14:24:15
any zany lol!
11. milaibe 09/01/2008 22:38:36
Tena manga lay feo ,tena eniko manako hatraty e. Tohizo fa tsara eh!!!
12. tsiambaratelo 20/03/2008 18:09:22
Tsy aleo ve ny daholo be mbô miara-mapiara-peo é!
13. tsiambaratelo 20/03/2008 18:12:12
De za kounkou mba ihira!
14. endrika01 30/03/2008 19:23:15
mmhhhh,raha mba antsoin'i Hery koa zaho mba ihira eo.tena milaibe.:D:D
15. oliviah 06/04/2008 14:12:11
hery mafinaritra be le miaramivazo a!
16. mangidy 05/05/2008 20:18:33
Inona tokoa ny hira niraianreo teo ry hery?
17. mangidy 05/05/2008 20:19:23
tsiafoi1 eny waa iza ilay nampiarapeo?

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg