Tahirintsarin'i bilakarenjy -

Nampidirin'i : bilakarenjy
Tahirintsary: Tahirintsarin'i bilakarenjy
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:01:39
Nitsidika : 375
Miverina amin'ny tahirintsary
salanitra e! ........

Hevitra

Hevitra taloha
3. tess 11/01/2008 14:22:53
faly mahita antsary ihany koa ny tenako:-p
4. booboo 11/01/2008 14:26:45
salanitra kounkou eeeeee !
5. Samoana 11/01/2008 16:44:27
mitazatazana an'i marie katisoa an!
6. bilakarenjy 11/01/2008 19:57:28
faly mahita an'kelly13 ,de penina ,de tess (merci an!) ,de booboo ,de Samoana .

Miandry azy dahy moa izany (baomijijy sy marikatisoa)???????
7. Samoana 11/01/2008 21:00:50
bila/ tara izy dahy fa vaky pne ny vôtiran'i Lemizo e!
8. bilakarenjy 11/01/2008 21:04:28
ka any Ambalatavoahangy no alehan-dry zareo ka aiza no tsy ho lany pneu sy vaky lasantsy .
9. Samoana 11/01/2008 22:38:35
Oay letia! ary sao dia mitady hanafina vata vy anelakelatrano aza zareo izany?
10. bilakarenjy 12/01/2008 10:46:50
ka tsy maintsy sirika hoatran'i raditra ihany raha vao midilatra eo .
11. vero 12/01/2008 12:17:40
Sali racousin a. Tratry ny taona isé ary bisous BDB sy mamy be.
12. bilakarenjy 13/01/2008 10:04:05
de toy izany koa ianareo efa-mianaka e! .misaotra betsaka de manoroka mamy be anareo .

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg