Tahirintsarin'i ainaheri -

Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 529
Miverina amin'ny tahirintsary
Tsiky d ampy wesh wesh

Hevitra

Hevitra taloha
35. ainaheri 18/02/2008 13:43:52
refa vaky ny loha d omena sopapa kely fotsiny ka
araho miandalana eo iany,
in ndray zay Ps2 zany??
36. fahamarinana 18/02/2008 14:42:17
ka afangarony am olona hafa mihint za io angambany,hi!hi!hi!
37. ainaheri 18/02/2008 16:58:25
aleo ataontsika we 3F zany ee:lol:
38. Veloo 22/02/2008 04:10:45
entre pas aloha e Stella Marris any tamatave ve nareo ireo? hihihihi
za tany anjomabodo no nipetraka
39. ainaheri 22/02/2008 07:37:01
iƩ,ry diam's prom zokinay,za ko tao anjoma hihihi
40. Veloo 22/02/2008 18:59:56
ainaheri a zany ve? iza ary i beginla raha fantratr'ela tao anjoma?
41. ainaheri 22/02/2008 20:51:16
bengira sa iza,otrany tsy haiko io anarana io
42. Veloo 22/02/2008 21:32:39
bengila lesy a nalaza be tao anjoma io hihihih
43. ainaheri 23/02/2008 07:05:53
mpivarotra ?? tsy iteniteny fona eto :lol:
44. Veloo 25/02/2008 00:33:51
inn no tena hitadivan'la an;lay anarana?

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg