Tahirintsarin'i ainaheri -
Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 596
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 596
Andraso kely...
Miverina amin'ny tahirintsary

Tandremo fa Tonga De Maka io an :D
veloo,ekany Tonga De Mazoto beu zà:lol:
aleo alou hitsiky kely an,
tadidinao moa le fiteny talou tam mbola kely?
tsy ankamerina angaboné hiiii
tonga de nitsiky za nahita we tsy ankamerina fa io no tadidiko hiiii
diam's,ié "Domy tany fa mafy be".... lol
ndana ary Tonga De Mampirina entana ela, dia mitondra voandro hahahahahha
ié za efa Tonga De Miomana :lol:
ainaheri: hiii ay izy efa niomana tsara a
diam's,efa we andé kou hihi
dain de mba miavona hono hiii
otrany hitako ery aina manao zany domy ny tanyfa mafy be eeeeiiiiiiii
sady miodina kely nyloha
hahaha
ok! Ranjoky fa tena azo en couleur zahay a!
vesta>>ekena ..@ zay mba hisy fanampiny @ fiche :-D:-D:-D