Tahirintsarin'i ainaheri -
Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 624
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 624
Andraso kely...
Miverina amin'ny tahirintsary

ny anay ve nama mbola tsy
tonga fona ny kaly klé
sotory aloha zé misy e!
tess,lay vera aza mbola miongana ko hihi
Elà kosa efa nasaiko teo fa mbola nitsontsona eny ihany, andraso fa haiko lay comd ,alefako dhl
inona ny nafaranao ry ainaheri no elabe vao tonga?
aiza hiany ary le kaly klé![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/faim-couverts-453.gif[/IMG]
efa we voandrobory sy enakisoa no nikomandina,
mbola andrahona hono hihi
milaibe>>@ manaraka tsika miara miditra d miara micomm.. ,fa tsy mety zany lasa alou zany klé
rapah,=))=))=))=)=))b mints za tamle smiley nao!
ainaheri, efa mikopaka afo nge hono le ao andakozia ao e! fa ndana miaraka am milaibe fa nenazy efa vonona :P
ari>> tonga iany ka hihi
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/0038.gif[/IMG]
ahavoky antsika ve iny?haha