Tahirintsarin'i ainaheri -
Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 728
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 728
Andraso kely...
Miverina amin'ny tahirintsary

Aleo asina sintona kely zany an :roll:
miranata>>mba kisarisary fotsiny io ka lol
ary mitsoka SODINA anie nareo zany dada e!
kotla>efa we marley modern io ko,mody atao
we sodina afenina ny prah nefa ao antiny ao le fika :lol:
io fa bedin;i lazounet ela hihihih
Coucou :-) un peu de petard ne fait pas du mal :-*
Veloo>>za miafina fona refa manapoka ka lol
Mampiakatra moraly ve kama,atsipatsipazo aty ny tapany é mbô hisotonana
amely kou ve tsismbarathree
e...sao d tsy mazaka ny revy miainga refaveo an
Dia miaraka amin'io satroka io ve dia tsy nahita "olon-tina'' foan é ? hihihihhihi
zany ah zany rà rasta hihihih
biz
shoan
ah oui saika adino, tena matinao tao izany ilay biby monstre bé ? hihihihhi
elabe mbola tsy tapitra foana ilay sigara..bangoy amin'izay ary io volo io e,mila menaka coco ve vieforce...hi!hi!