Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 299
Miverina amin'ny tahirintsary
Mandalo kely eto Bira... aiza koa ze namana bedabe aty eo?

Hevitra

Hevitra taloha
18. milaibe 13/04/2008 11:15:50
Mazana be ko zany italiana mitarika pousse ry zany kah, d'efa bonne vacances zany, fa zay mbola miandry an'lay fanamboarana é
19. Vitsikakely 13/04/2008 12:02:59
hi hi hihi visikakely eto bira ngefany
20. hery 14/04/2008 17:52:41
:-) Efa tsy any intsony fa tsy tamana tany...
avy foana ny orana sady nangatsiaka :-)

Efa aty avarabaratra aty indray e
21. diamondra27 15/04/2008 20:09:08
aiza ndray zany avarabaratra zany e!
22. hery 16/04/2008 13:58:20
hihihi... efa aty Italie sahady indray e
23. endrika01 01/05/2008 08:04:57
Zah mou zany dia tena nahita olona nitovy taminao mihintsy teto i Bira!
24. endrika01 01/05/2008 08:07:43
Tsy tamin'iny volana Avril iny a :D
25. endrika01 01/05/2008 08:10:07
Somary efa 20 taona mahery!Hi hi hi:-D
26. endrika01 01/05/2008 08:14:15
Hay avy orana ianao no tany i Bira kou,de tsy nivoadrindrina ny namana!=))
27. rhina 28/09/2009 09:07:31
hiii!!! fa nahona ary no tsy tamana nefa any zao no tena tsara

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg