Tahirintsarin'i ainaheri -

Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 526
Miverina amin'ny tahirintsary
Eto ndray ampekariko ny tongotro sady mizesta be za

Hevitra

Hevitra taloha
33. tsiambaratelo 30/04/2008 17:55:33
Zah kounkou mba alao hanao inou mou izy teo?Ah ha pub,iƩ hanao pub,momba inona mou zany lay pub saika atao!:-D:-D:-D
34. Veloo 30/04/2008 21:40:47
inn lesy zany satan;ny sekolitsika zany fa tsy mazava ahy hihihihih
ilay sekoly fantatro fa ilay satan'??? hihihih
35. ainaheri 01/05/2008 01:31:33
tsiambarathree> ao ary eee
36. ainaheri 01/05/2008 01:32:35
veloo> ngah tsy tadidy le we"Tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto" hihi
37. endrika01 01/05/2008 13:50:37
Zah no mpitantana,noho izany,atolory avy ny tanana ho tantanana,hi hi hi ainaheri mety ve le pub ko io!=))
38. Veloo 01/05/2008 17:49:09
aina zany ve ny dikan'io hihihi za tsy mahay tsinona ko
39. ainaheri 01/05/2008 19:06:03
veloo> sa tsy haiko ny manazava azy? sata sa tsy fiteny lol
40. ainaheri 01/05/2008 19:06:11
endrika ,iny ary raiso ee,aiza ny anao lol
41. rurik 10/05/2008 18:26:59
ty le bizz oroka de mazotoa eeee
42. ainaheri 11/05/2008 03:08:08
rurik> hahaha efa voaray ka,mlay le virtoaly oooo

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg