Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 259
Miverina amin'ny tahirintsary
Yo! :-p

Hevitra

Hevitra taloha
18. milaibe 05/05/2008 17:40:18
endrika>tsy haiko ny tonony
19. KIMBERLY 05/05/2008 18:00:14
yesss chefo tjr mitsiky fona zay ooo mafinaritra ery veloma hozy john
20. mangidy 05/05/2008 20:14:17
hummm izy kosa waaaaaa
mampi te ....; itsiky lol
21. ravaomariakely 05/05/2008 20:50:38
ay koa ve sefo ka manao haintso haintso koa é! tsy ratsy kosa iny!
tsy maintsy hanangana troupe ihany isika ry sefo an, za sy Aino manao danseuse miaraka @ lay kasikety mivadika, hihihi!
22. Aino 05/05/2008 22:38:13
ravaomaria hihihi tairo aza ko!!!



ainaheri, tlay mifaona eh, fa i rajoelina no miteniteny faona ko. za efa miteny gasy raha toa tsy sariko :)
23. yonikafopl 06/05/2008 10:09:30
tena jejo ratsy mintsy nge ty sefonay ty ee hihihihihihi
24. zoky 06/05/2008 11:36:37
ao tsar zao sefo a!
25. rajoelina 06/05/2008 14:16:18
Aino: mpandainga, tsovanina ti!! fa tsy t@ teny hafa v ndry no nanontany ahy kle? :lol:
26. rajoelina 06/05/2008 14:17:44
Hoy i Aino:
[b]3[/b]rajoelina i ke fas tu aki el seu wes????

=))=))

27. Falyfona 02/06/2008 14:50:21
iza no mahafaly anao io njay misy oul mitsoraka ho eo antratranao nga ao zany.tsy ratsy e

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg