Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 307
Miverina amin'ny tahirintsary
Hery mitengina bemoto :-)

Hevitra

Hevitra taloha
5. milaibe 28/05/2008 22:24:27
nareo no mbola ngeda nohon`ilay moto e
6. kiadi 28/05/2008 22:43:44
harley ve io ry sefo?
7. yonikafopl 28/05/2008 22:46:11
hihihihihihi
tsy le moto na hery no mampme ana fa asio feony nge le we " Hery mitaingina bemoto " e hihih tadidinareo le miandry faty talou de misy hira zay misy beso kely we " jeso mitaingina bemoto" hihihihihihihi
8. tess 28/05/2008 22:56:53
he he he he! tantantannnnnnnnnnnn!
9. ari.malala 29/05/2008 12:49:20
za mbô ento ao afaranao ao eeeeee!
10. vale 31/05/2008 21:15:24
yonik: haiko iny hira iny! :lol: tamzany zah membre na groupe choral de miandry faty
rehefa misy maty ny mpiray fengonana!
de manao an'iny hira iny zay! hahaha!:-D
11. vale 31/05/2008 21:17:20
kiadi: zafiafin-na Harley angamba! :lol:
12. endrika01 08/07/2008 16:08:48
Za mbo ampianaro mitondra an reny moto be reny:D
13. endrika01 08/07/2008 16:11:13
Zafiafiny Harley,hi hi hi:-D
14. sylvoalias 06/06/2010 08:56:54
Io ve le moto á 4-vitesse ?
De @ 50cm3 ?
manja be....
Amidio amiko re !

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg