Tahirintsarin'i ainaheri -

Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 626
Miverina amin'ny tahirintsary
Mba maka sary zany ee

Hevitra

Hevitra taloha
45. SHOAN 05/07/2008 01:43:08
Gravy marina lé pôzy é !
asio T-shirt orizinaly ny sary manaraka é
46. ainaheri 05/07/2008 08:23:30
shoan> za tsy manana hihihi
47. SHOAN 07/07/2008 22:33:55
hoay ! fa ahona kosa ? tsy maninona fa lé pôzy gravy efa orizinaly é ! hihiihhii
48. ainaheri 11/07/2008 22:10:17
zany ané oa ee :roll: :lol:
49. fahamarinana 01/09/2008 22:27:08
karakory tsika ato e...elaela zany,ary nareo rangahy raha haka sary an...
50. ainaheri 04/09/2008 17:22:08
fahamarinana> eo iany fa bitika d tsy hita lol
Mba maka² fotsiny re eee lol
Karakory anô agny?
51. kalasnou 07/10/2008 03:13:53
be zesta be nareo zany an!
52. MURIO 18/01/2009 16:47:17
ao tsara ka!tena cool be,milay anie ny maka sary é!sa aona.
53. ainaheri 18/01/2009 21:43:17
kalasnou>>hihi tsa mizesta fa mbo makamaka sary fotsiny ka lol
54. ainaheri 18/01/2009 21:44:38
MURIO>>Marina zany e,mba misy fahatsiarovana ny fahatanorana kou ny tena marina :-P

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg