Tahirintsarin'i ainaheri -

Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 819
Miverina amin'ny tahirintsary
Ao atao we no comment zany ee lol

Hevitra

Hevitra taloha
36. MimiSimply 24/06/2008 19:59:37
Ainaheri, efa lasa otrizao zany ny fianakavinareo: ny ray mijery ary' de ny ray mijery aroù! ...de ao ampadrina ko zany de......mifanomé lamosina ôtrizao?! =))
37. Bozycaline 24/06/2008 20:21:57
aleo ataontsika hoe "no comment" aza e ;-) :-p , io izany ilay tsy sahy fanantona ve hihihi "no comment" :-p
38. ainaheri 24/06/2008 21:20:32
mirianah>> hay misy an'zany kou hihihi,iny ndray no tsy hitako ouzy le jamba:)
39. ainaheri 24/06/2008 21:21:34
Mimisimply>>Iéééé sady ny andro zao mafana .. aleo mifanome lamosina marina =))=))=))
40. ainaheri 24/06/2008 21:28:46
Bozycaline>> efa tenenina marina we no comment d mbola comment iany ry zareo klé :-D:):-P
41. Bozycaline 25/06/2008 20:18:09
ainaheri :-p , tsy fanatona ve efa mafana fa micolle be (fanome lamosina marina)hihihi :-p :-*
42. ainaheri 26/06/2008 16:02:05
Bozy> hihi ka zay maintsiny kou,sa aona?:-P
43. ail 06/10/2008 22:23:51
maninona raha tsy manantona azy de fihino tsara fa tsy eo no mody maka lavitra eo
44. ainaheri 20/01/2011 07:39:01
Ail>aleo mifanaraka iany zay vo mamihana, fa sao mifamaly eo kle
45. BRIOCHE 12/04/2011 15:39:17
Mahafatifaty kely , tandremo ary izy ampijaliana an!!!!!! tia izy manao an'io

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg