Tahirintsarin'i ainaheri -

Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 620
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

1. fanirymad 10/07/2008 17:08:38
vokatra b izy izany!
2. ainaheri 10/07/2008 19:02:14
hihihi marina zany,lery aza mbola miandry fody kou lol
3. dadie 23/07/2008 22:12:25
zao lé ol manisy turbo refa irahana an lol
4. ainaheri 29/07/2008 22:50:10
dadie>> hihi manisy turbo aona? lol Mlay kou zany an hihi
5. endrika01 16/03/2010 09:59:07
mampamanina ny any aminay!
ndrooooooo! le tantsaha kely mpamokatra,de mbo mahita rariny ve izy ireny am vidin-kasasarany !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
6. endrika01 16/03/2010 10:00:09
sa mpikarama ry zalah ireo!!!
...............

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg