Tahirintsarin'i ainaheri -
Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 02:00:43
Nitsidika : 693
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 02:00:43
Nitsidika : 693
Andraso kely...
Miverina amin'ny tahirintsary

Za kouzany mba hitsikilo kely :)
sitlo>> mbola tsy voapetaka ilay soratra zama fa mba apindramo sitilo any alou :-D:lol:
sakaizakely>>mandalova kely fotsiny mou ee lol
efa nandalo za fa tsy hitanao, enao variana be tam le bonbon :-D :-
tena nitotona teo marina izy de mody hoe mipetraka na mangarangarana any sakaizakely!
sakaizakely>>Miverena mandalo ndray ho tsikoloviko ary ee hihihi
Aino>>Mety hoe izany kou an lol,Nareo tsy hita akory nanotra hihihi
ka elah anie tsy nilaza ankory ee!
Aino>> io zao za milaza :-P
eo fa horiko aza eh!! na dia tsy mahay aza :-p
Aino>>Melsi na virtoaly aza lol