Tahirintsarin'i ainaheri -

Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 715
Miverina amin'ny tahirintsary
Aza mitelindrora eo an :miam:(Cresson sy sosisy)

Hevitra

Hevitra taloha
3. ainaheri 15/10/2008 15:50:55
Aza mitelindrora eo fa tsisy omeko hahahaha

Sakay io mena² io
4. ail 15/10/2008 21:18:05
za tsy tia raha misy sakay kle!
5. ainaheri 18/10/2008 21:02:45
ail> omena lay tsisy sakay elà ka lol,sady elà kou efa tongolo gasy rahateo hihi
6. ail 19/10/2008 16:14:45
tongolo gasy @ahoana aza!!:-p za ary tsy de tia an'ireny fa mapamaimbo vava ireny!! aleoko sakamalao

za matanty sakay fa saingy efa tsy zatra hintsony.
7. ainaheri 19/10/2008 17:00:14
ail>> Ka "ail" zany ve tsy tongologasy ee hihihi
Ngah kou mou za matanty fa mba akana tsirony fotsiny hihi
8. ail 20/10/2008 20:33:13
ka tsy tongologasy no tiako ambara @io ko!! le mail de nesoriko le M hihihi.
9. ainaheri 29/11/2008 16:16:16
ah ok,tongolo mail zany :-D:-D:-D
10. ail 14/12/2008 19:27:29
mdrrr :-p
11. fahamarinana 14/01/2009 06:21:41
tsy ahafaty ve ainaheri io sakay io klé...dia mba omeo zà e ?
12. ainaheri 14/01/2009 06:25:49
faha>>akana tsirony fotsiny io ka hihihi
Enao ndray ve no iangarana eee hihi

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg