Tahirintsarin'i ainaheri -

Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 575
Miverina amin'ny tahirintsary
Maka aina kely alou lol

Hevitra

Hevitra taloha
17. sakaizakely 15/10/2008 12:35:29
idiran'ny virus ao am maizina ao mou fa... ampireheto kely ny jiro fa tsy hita tsara ;-)
18. sakaizakely 15/10/2008 12:53:25
tsy hita tsara le Kickers mangamanga ;-) ;-)
19. nomenjara 15/10/2008 13:30:35
ainaheri: vie force be marina ka maka aina an! :-p
20. ainaheri 15/10/2008 15:43:54
mirianah>>nitsiky za fa talohan'io :-D:-D:-D
21. ainaheri 15/10/2008 15:45:30
petitesakaiza>> Alefaso ny virus-nao fa za tsy mataotra :-P
Fananina natao maizina mitriny io hihihihi
22. sakaizakely 15/10/2008 15:46:37
ka try hita tsara le lobaka maramara milay be knou
23. ainaheri 15/10/2008 15:47:27
nomenjara>>Tsy d force be lotra ka ,antonontonony iany hihihi
24. ainaheri 15/10/2008 16:07:16
sakaiza>>areheto ary ny jiro ee hihihi
25. mymi 09/02/2011 12:16:41
mba ataovy mazava mou le sary fa tsita mintsy bĂ´gĂ´siteanareo e!
26. ainaheri 02/04/2011 12:37:16
Mymi;@ zay tsy itan ny oul ny aratsiko lol

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg