Tahirintsarin'i ainaheri -

Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 595
Miverina amin'ny tahirintsary
Aleo asina fakana aina kely ety ambony aty alou :lol:

Hevitra

Hevitra taloha
24. ainaheri 04/11/2008 16:57:27
nomenjara>> tsy ny vato no hipoaka ,fa ny paka sary mety hiparitaka =))=))=))
25. ainaheri 04/11/2008 16:58:41
vale& ail>> efa vonona ve nareo ao f'efa ramaka ny bandy klé :-D:-D:-D
26. nomenjara 04/11/2008 19:00:42
ainaheri: :-D:-D tandremo fotsiny mahazo rivotsa eny ambony eny lol ka hipoaka io an! ndraindray mantsy tsy mba tàna izy ireny raha feno loatra ny kibo :-D
27. ainaheri 05/11/2008 06:34:37
nomenjara>> Tsy azo fenoina be ka hihihi,refa fantatra oe ahatifitra maro² d miala @ zay :-D:-D:-D
28. nomenjara 05/11/2008 13:25:05
ianao kou lou tsy laitra raha haka aina an! hihihih
29. ainaheri 05/11/2008 21:50:16
nomenjara>> Tsy fantatra oe ovina no farany,k'aleo tsitsitsina iany ny kely ananana lol+
30. lagy2 27/02/2009 22:43:29
Oay e! ohatry ny fantatro zany toerana zany
31. ainaheri 28/02/2009 09:34:29
lagy2>> zany ve?? Aiza ary??
32. sakaymena 15/06/2009 19:29:23
ianao kay no ten lelah pelika inn zao no ataonao eo hein
33. ainaheri 16/06/2009 16:09:21
pilymena>> mba maka aina re ee,mafnaritra anie ny eny ambanivohitra ee:)

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg