Tahirintsarin'i ainaheri -
Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 694
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 694
Andraso kely...
Miverina amin'ny tahirintsary

Mirary 2009 sambatra ho antsika rehetra zany ee
dahuily>>Zay vao tena vita matavy kou hihihi Voa roa otran'ny akoho :-D:-D:-D
ainaheri> mba omeo otran io tavoahangy io zah , amzay ravoravo tsara avy eo , hihihi
mirianah>> te ho vita matavy zany? lol
ainaheri> euhh inn klou ny dikan izany "vita matavy izany" , tsss zah oa aza hitenenana zvt tsy aiko ny dikany loll
mirianah>> ka ra vo maka an'io tovangy io enao d vita zay kou lol
ainaheri> ah ok zay fa azoko, hihihi ka zay mintsy no hilaiko nge , amzay ravo2 tsara , mivanitika beuu lolll
ary ahona ndray ty mfanao "enao" ty lé :-D , satria v niova ny taona , hahahaaa
mirianah>> f'atao inn lé? :P
ainaheri> ny mahazatra iany k. Hahahaha, aleo njay lou mtsiky kely .
mirianah> atao elà ve zany? :-D:lol: