Tahirintsarin'i ainaheri -

Nampidirin'i : ainaheri
Tahirintsary: Tahirintsarin'i ainaheri
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:43
Nitsidika : 745
Miverina amin'ny tahirintsary
Hilanezy kely alou lol

Hevitra

Hevitra taloha
29. ainaheri 10/01/2009 06:42:12
kelly14>> mba manao zazabeuuu alou hihihi
30. ainaheri 12/01/2009 06:17:46
mignone>> 13 zao misy io ambony io fa tsy dimiambisivifolo zany :-P
31. Samoana 12/01/2009 17:19:05
le piscine ve io hanaovan'ny akama tsikarokalika io? hihihi
32. ainaheri 12/01/2009 17:23:34
samoana>> tsy tsikarokalika zany io,akoho latsaka andrano lol
33. Mirananirina 17/01/2009 16:04:05
Za ko mba lanezy kely teo.Nisy kely teto Paris,sinf....tsy misy intsony izao
34. ainaheri 18/01/2009 21:39:26
mirananirina>> za kosa tsy sahy manao otr'zao ra ao paris klé hihihi,mitondra kadô refa mody any antrano :-D:-D
35. bonita 23/01/2009 14:38:40
kay ve misy lanezy ao congo e??? lol
36. ainaheri 23/01/2009 14:45:40
bonita>> mdr ,misy refa miakatra @ tendrimbohitra avo ireny enao ka hihihi
37. mimisoubeloha 18/04/2009 16:06:16
hihihi !!! mahafinaritra kosa zao ataonao zao sady manal'azy kely koa !!! tohizo fa tsara tandremo marary na tapaka fotsiny !!!!
38. ainaheri 25/05/2009 16:16:42
mimisoubeloha>> ny harary angamba no tsy haiko fa tsy tapaka kosa angamba ee lol

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg