Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 235
Miverina amin'ny tahirintsary
Izy no Aina :-) vao 3 andro izy tamin'io.

Hevitra

Hevitra taloha
12. Samoana 27/02/2009 19:50:45
mba avelany milalao "net" ve dada amin'n'ny alina?
13. dahuily 27/02/2009 19:51:40
De arabaina e!!
Lebeaza haingana ny kilonga fa maika hiserasera e
14. MURIO 27/02/2009 20:38:31
Coplimenti!!!!!
15. kelly13 27/02/2009 21:53:49
zanadrainy, auguri e
16. voninkazokely 28/02/2009 03:09:00
Arahabaina nomenan andriamanitra sombin'ny AINA éé
17. mignone 28/02/2009 19:14:40
meraba ô ! lebeaza aingana oé
18. jemimah 01/03/2009 07:39:54
dia karakarao @ zay ndray ny zandriny e
19. mangidy 03/03/2009 01:28:57
Ntsonale e! arabaina aina kely de mamany sy dadany koa! tonga soa eto @ serasera.
kiss mamy de mampamangy any @ H....
20. rakaroka 03/03/2009 23:23:22
Ntsôooooo! Tonga soa i Aina,dia hitondra Aina vao ho an'ny sera koa!Tongava taiza dia mpamangy an'Idada sy Ineny ô!
21. satasol 06/03/2009 10:05:40
Arahabaina nahazo fara sy dimby ra-Hery a, dia maharo taiza e.

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg