Tahirintsarin'i volana1 -
Nampidirin'i : volana1
Tahirintsary: Tahirintsarin'i volana1
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:02:07
Nitsidika : 527
Tahirintsary: Tahirintsarin'i volana1
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:02:07
Nitsidika : 527
Andraso kely...
Miverina amin'ny tahirintsary

misy échanges zany ato e, iza @nareo no tsy manana atsagano ny tà nana ,volana aza mbamintsinjo anareo kou aza saro-tiavina zany , fa avereno plein ihany ny azy hono é=))
arabaina ndray i volana1 sy mpaoly e!
hihi!milaibe a, lasa mitady hivadika le tantara zany an!hahaha! hivadika échangiste izy zany no hiafarany fa aleo rôla mi assure klo e!
volana1: hay enao mampindrana ihany ho an'zay tsy manana? hii!sa mampanandrana kely kosa ngamba no izy e! misy anie mantsy ny tsy mamerina reeefa ampindramina e, ka sao ho lany unités eo enao hanao ALLO ALLO!(milaibe hahah!)
milaibe a, efa mitady hivadika nt tantara eto @ sary zany fa manomboka miafona kely aoriana le akama zany an!efa hitako hanomana finday hanao ALLO ALLO lery zany fa mitady enjana ny findramana partenaire lazain'i volana eto!
=)) toa hisy tratran'ny ALLO ALLO marina ato zany raha izao klé
Mirananirina: manana a kah, draiii manana tsara mits :p
Azafady fa lasa kely za dia tsy nahavaly fa asakasak'izay ampidramina nefa maka tanteraka koa ! hihihi
Tess : ary fantatrao i mpaoly zany an !
lol
zah koa mahafantara an'i mpaoly hihihi lol