Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 281
Miverina amin'ny tahirintsary
Avelao waaah ny fitaovam-piasan'i Dada aaa

Hevitra

Hevitra taloha
13. hery 03/06/2009 14:06:09
fijo> Raha sarin'i fijo miaraka @ zaza tsy koi, fa raha sarin-jaza fotsiny dia koi :-)
14. ainaheri 03/06/2009 18:26:19
endrika>< inn ny tafiditra?:)
15. fijo 04/06/2009 00:05:50
hery an,tena sariko miarak aamin'ny zaza ny iray.ny iray aloh aolon alehibe(fa tsy za) sy zaza fa samy voatsoka daholo e.hummmm manao tgv ndray nareo an
16. Itovoary 05/06/2009 12:37:02
Efa aty zalah reto mbola manao resak'i Pôly ihany
17. Angie 06/06/2009 09:37:49
hummm rehefa kelikely hitady an deba dia i petit io no hamaly mail sy tsaty we dada repotsa fa inn no azo atao oooo
:) sady asiany lay tsiky kely iny tena nanahadray waaaa
18. Zina 10/06/2009 07:00:11
Mitady excuse fotsiny i rafijo kle hihihihih
19. halloween 12/06/2009 12:27:04
ppfffffff !!
20. endrika01 14/06/2009 13:50:45
ainaheri > hi hi hi,coucou!
kefa we le sary wa,ntsss,maranin-tsaina an =))
21. ANARIM 14/07/2009 14:47:05
ntônalé, itako eto refa atao didipôtsa
22. hery 15/07/2009 12:02:29
lol, ngamba tsy hatao didipotsa io fa tsy hisy hihinana le loham-pika lolll

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg