Tahirintsarin'i hery -

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 02/10/2009 04:00:11
Nitsidika : 306
Miverina amin'ny tahirintsary
Mahazo aina be i leiry amin'io paozy io an :-)

Hevitra

Hevitra taloha
4. endrika01 14/06/2009 13:48:36
kisss hoanle le papozikely é :-*
5. fahamarinana 15/06/2009 10:22:44
tapatsinay mbakan'ilay zaza tokoa anie sefo e ! hihihi !zay vao tena voadiniko !
6. tazia 15/06/2009 11:11:55
Kay mba mahay mibaby ra Hery hahaha
7. Veloo 16/06/2009 19:59:33
Efa betsaka mihitsy ny mampiasa an'ny fibebana otran'io aty pays developpes dikan'izany mahay ny gasy hihihi
na dia ny ankizy babena ary endry kely ery
8. fijo 19/06/2009 01:15:41
etsy babeko razandry,etsy babeko enao,ny saiko tsy mety tafandry....
9. tazia 19/06/2009 10:18:19
valoo,kany aniety eropa anie ka hafa2 ny fibabeny tsimitovy ny any dago?
10. arialy 20/06/2009 15:33:24
za tsy sahy mibaby zanako fa sao mibolisatra am lay lamba, nefa milay le izy amzao !!
11. kakoo 27/06/2009 23:10:25
iny hono izy ravorona oh!ento misidina ambony oh!saingy ,mifanoatoa tsy ho lavooo!!!...
12. Makouto 28/06/2009 12:21:03
Oh rasefo a aza asiana porofo hoe nibaby an'ialahy aho t@mbola kel ka omeo ahy ny valimbabeko hahahahahahha
13. perla 02/11/2010 07:11:26
Siora amin'ilay kolontsaina malagasy (bab zaz), tehirizo fa mlay ny antsika.

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg