serasera10 taona frantsa/paris - fety88

Nampidirin'i : sipagasy
Tahirintsary: serasera10 taona frantsa/paris
Nampidirina ny : 07/10/2009 18:18:04
Nitsidika : 1364
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

Hevitra taloha
1. bitrokel 07/10/2009 23:05:35
mihaja be
2. tess 08/10/2009 01:32:58
lafatra ka! hita soritra hoe nahazo fy tam soirée
3. kotla 08/10/2009 05:48:10
milay!sady taviny ve zao no volony hono? hii!
4. simplex 08/10/2009 12:46:16
manja be :P

tssssssssss tsssssssssst :-P
5. gascara 08/10/2009 14:47:06
bjr e tena tsara be le sary a enao ko mo tena manja be ko ka toiz re le tsik fa tsara no sad manintona maso ok veloma tompoko de samia ho ela velona
6. pikatti 09/10/2009 02:55:50
Ny akama hum hum
tsy hanampiana ary tsy hanalàna fa tena @ ara-dalàna
7. mangidy 21/10/2009 16:08:30
Anay io a! hummm gasy ka manja e!
8. dadabe 29/10/2009 16:18:09
lava be ny hohondry de fotsy be ny nifindry de.....
9. sipagasy 20/03/2010 12:54:46
hihihihih ô ry dadabe ann fa izaho anie ka tsy homana paraky ka ho mainty nify e!!!!! tsssss
10. kurka 21/09/2010 14:56:55
bjr o!mba t hinana mofo gasy fa ho tonga mintsy ra asaina o!eto frantsa ko

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg