Vakansy 2009 - Valle d Aosta

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Vakansy 2009
Nampidirina ny : 01/01/1970 01:00:00
Nitsidika : 774
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

1. pikatti 15/10/2009 23:01:29
Mahafinaritra ny mitaiza é, ntsay kilonga ,maroroka be
2. Mirananirina 16/10/2009 14:00:33
natahotra ny tsy hozana-drainy mihitsy ka dia mitovy be ianareo mianaka
3. zesr 24/10/2009 18:42:52
Ontso ooo! Mahafatifaty ilay zaza! C cool d'être père hein!
4. Smbatra 03/01/2010 10:52:34
zanak'i dada marina ,kely sisa de handeha an,
hanara-dia amizay.
5. sylvoalias 06/06/2010 09:20:28
Tena manahaka anao mihitsy le zaza!
Tsy afaka mankaiza fa mitaiza e !

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg