Tahirintsarin'i hery - Pisa

Nampidirin'i : hery
Tahirintsary: Tahirintsarin'i hery
Nampidirina ny : 21/10/2009 21:25:42
Nitsidika : 452
Miverina amin'ny tahirintsary
Sary efa taloha fa avoaka fotsiny

Hevitra

1. rhina 23/10/2009 14:50:53
somary miara mitongilana kely @ le trano mitongilana io enao hiii!!! tsara
2. felana 27/11/2010 13:19:44
Milay le tour de Pise de le olona eo alohany koa mazava ohazy
3. JBoloha 02/04/2011 05:25:49
ahoana indray ty fake ty e! Hita be hoe trucage, mbola tsy maitrise tsara ny photoshop izany lol
4. JBoloha 02/04/2011 05:26:57
ahoana indray ty fake ty e! Hita be hoe trucage, mbola tsy maitrise tsara ny photoshop izany lol
Maninona no tsy aseho ny tongotra?
5. hery 02/04/2011 14:28:47
:-) mandany vola sy fotoana kokoa ny manao an'io ho trucage noho ny mandeha any. 25 Euros avy eto aminay ny train aller-retour mankany Pisa :-)

Ajouter un commentaire

Midira aloha

mg