Tahirintsarin'i mpaoly - vatobé

Nampidirin'i : mpaoly
Tahirintsary: Tahirintsarin'i mpaoly
Nampidirina ny : 30/10/2009 14:39:50
Nitsidika : 1033
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

Hevitra taloha
4. Tsarakely 30/10/2009 22:04:18
aoka kosa razo sao de lany ny bibikely eo
5. maeva74 31/10/2009 09:44:12
Faly mahafantara an'i mpaoly e! Tsara ilay toerana
6. simplex 31/10/2009 19:26:34

tokony natranga tsara ny tendrombohitra...
mety nilay be :)
7. milaibe 01/11/2009 02:41:08
toerana malalaka be io ve lesy mpaoly de miafiafy ery tsamy mipetraka klé
Fa nakaiza daholo leisy ny hazo teo sa ,main'ny doro tanety ben a
8. mpaoly 02/11/2009 07:59:40
tany @ geyser Analavory no nakana an'io sary io é! mampirisika antsika mba ho any, fa mlay ny toerana é.
9. vakiniadiana 03/11/2009 14:36:20
Mialy kosa izany short-nareo izany an
10. vaokely 07/11/2009 11:02:02
tsara be io toerana io aiza le rano boiboika tsy nalain toi sary? laozana linginlingy eo!lol
11. rurale 09/11/2009 12:17:29
Tsara le toerana, de tsara koa le short fa le fipetraka koa!!!!! tsy ratsy!hihihii
12. zinila 09/11/2009 17:29:06
mafinaritra zani toerana zani !
13. dadabe 18/11/2009 04:02:41
ary ngazana be izany toerana izany a

Ajouter un commentaire



Aoka ihany
mg